• Zoma 16 Aogositra 2019
Actualités.Tale jeneralin`ny BIANCO “Tsy handeferana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana”

Amin`ny herinandro ho avy izao, handalo eo anivon`ny PAC (Poles anti-corruption) na fitsarana misahana ny kolikoly ny raharaha mikasika fanodinkodinam-bolam-panjakana niseho teny anivon`ireo minisitera eny amin`ny PAC.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Actualités.Repoblikan'i Inde Nahay namadika ny fanjanahana ho tanjaka ara-toekarena

Ny 15 aogositra 1947 no afaka tamin’ny fanagejan'ny Britanika ny Indiana rehefa voazanaka nandritra ny taona maro. Nankalazaina omaly, ny tsingerin-taona faha-73 nahazoan'izy ireo ny fahaleovantenany..

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nampahafantarina omaly ny momba ny “journalisme collaboratif”

Fomba fiasa efa mihamahazo vahana any ampitan-dranomasina ny “journalisme collaboratif”, ary hahazoana tombony, toy ny hoe : mihena ny vola lany rehefa mizara asa ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Aogositra 2019
Actualités.Gérard Rakotonirina “Tsy voasazy izany raha mpanao gazety tena matihanina”

Tany amin’ny taona 2016, dia nisy ny hetsika niadiana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety na ny MLE.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Actualités.Pac “ Pôle Anti-Corruption” Hamoaka dosie mavesatra tsy hoe ela

Mbola maro ireo antontan-taratasy eo anivon’ny Pac na « Pôle Anti-Corruption” miandry ity vovonana iray miady amin’ny kolikoly ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2019
Actualités.Fitantanana ara-bolan’ny Jirama Hampanao fanadihadiana lalina ny fanjakana

Tapaka tao anatin’ny filankevitry ny minisitra omaly alarobia 7 aogositra fa tsy maintsy atao toy ny fitantanana orinasa tsy miankina ny fitantanana ny orinasa JIRAMA manomboka izao ka tsy maintsy hisy ny « audit organisationnel et financier » na fitsirihana ara-pitantanana sy ara-bola,

Hamaky ny tohiny
FTT