- Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Actualités.Kolikoly avo lenta Namoahana didy fampikarohana Rtoa Peta
Namoahan’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly na ny « Pôle Anti-Corription »
Hamaky ny tohinyNamoahan’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly na ny « Pôle Anti-Corription »
Hamaky ny tohinyNanao tatitra mikasika ny fitakiana samihafa nataony ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka na ny SECES Sampana Antananarivo notarihin’ny filohany Sammy Grégoire Ravelonirina ny 22 aogositra teo. efa misy lasa any amin’ny Primatiora ireo fangatahan’ny mpampianatra mpikaroka.
Hamaky ny tohinyNamoaka taratasy ofisialy fialan-tsiny omaly ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka ny Pr Rakotonirina Julio.
Hamaky ny tohinyTena ilaina ny fisian’ny tetikasa tanàn-dehibe. Ny fahitako azy amin’ny ankapobeny,
Hamaky ny tohinyHita tamina gazety mpiseho isan’andro iray omaly alarobia 21 aogositra ny antso tolo-bidy misokatra amina tsenan’asam-panjakana (Appel d’offre ouvert) mitondra ny laharana 003-DRAHTP/SRTP/BOENY/CP18/FER.2019.
Hamaky ny tohinyMbola banga tanteraka ny toeran’ny tale jeneralin’ny orinasa JIRAMA amin’izao, taorian’ny fanesorana an’Atoa Jaomiary Olivier, tale jeneraly teo aloha, taorian’ny filakenkevitry ny minisitra farany teo.
Hamaky ny tohiny