• Alakamisy 29 Aogositra 2019
Actualités.Zatovo noroahina tsy ho miaramika “Nisy nampiasa antontan-taratasy hosoka”

Tsy namono olona, tsy nanary basy, tsy niray tsikombakomba tamin’ny dahalo, sns, nefa dia nahazo taratasy fandroahana izahay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2019
Actualités.Andry Rajoelina any Japon “Andao hiadiana ny tsy fanjarian-tsakafo…”

Tanterahina any Yokohoma manomboka anio 28-30 aogositra ny fihaonam-be iraisam-pirenen’i Tokyo momba ny fampandrosoana an’i Afrika andiany faha-7 na ny “TICAD 7”, ka mandray anjara amin’izany i Madagasikara amin’ny alalan’ny delegasionina tarihin’ny filoham-pirenena Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2019
Actualités.Andro ho an’ny tanora maneran-tany Nankalaza an’izany ny Faritra Matsiatra Ambony

Ny 23 sy 24 aogositra lasa teo no nankalazana ny andro ho an’ny Tanora maneran-tany teo anivon’ny Faritra Matsiatra ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Actualités.Fitifirana teny Ampefiloha Nokianin’ny mpahay lalàna

Hita teo anivon’ny haino aman-jery sy tambajotran-tserasera samihafa, hoy ny mpahay lalàna, Imbiki Herilaza, ny fitifirana sy fanenjehana olona saika hanao heloka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Actualités.Kaominina-Fokontany Tsy tokony hisy elanelana

Ho antsika Malagasy, ny fokonolona no sehatra tsara indrindra ho an’ny fiaraha-miaina, ao no ifampikasohan’ny taranaka mifandimby, ao no ampitana ny soatoavina ary ao no amoahana ny hevitra. Rafi-pitantanana ho an’ny vondron’olona fototra izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Actualités.Antananarivo Renivohitra Notokanana ireo làlana “Ghandi”

Notokanan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana sy ny Masoivohon’i Inde Abhay Kumar tamin’ny fomba ofisialy omaly ny lalana Mahatma Ghandi teny

Hamaky ny tohiny
FTT