• Zoma 20 Septambra 2019
Actualités.Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara Notafihan’ny dahalo ny tanànany, very ny omby 50

Notafihan’ny andian-dahalo nirongo fitaovam-piadiana ny tanàna niavian’ny filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasika na ny SMM, Atoa Clément Jaona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Actualités.Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

Aferana kolikoly avo lenta maro no hiakatra indray eo anivon’ny PAC (Pôle Anti-Corruption) amin’ity volana ity, izay tafiditra ao anatin’ny andiany faharoa amin’ny fitsarana mandeha satria ny 19 aogositra ka hatramin’ny 27 aogositra ny adiany voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Actualités.Centre Immatriculateur de Madagascar

« Permis » 21.205 sy « carte grise » 7.835 no vita tao anatin’ny 5 volana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Actualités.Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

Aoka izay ny kolikoly, aoka izay ny fanararaotam-pahefana, … aoka izay ny fivarotana ny tanin’ny kaominina. Manaiky ve isika ny hivarotana ny zaridainan’Antananinarenina, avereno amin’ny kaominina ny taniny,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Actualités.Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

Anio alatsinainy 16 septambra ny fitsarana ny raharaha fanenjehana mpanao gazety miisa 3 sy ny Talen’ny kolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo tamin’ilay raharaha mahakasika ny fisidinana angidimby tao anatin’ny kianjaben’i Mahamasina ny 30 aogositra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2019
Actualités.Talen`ny Tranompirintim-pirenena Nesorina fa sahy niteny ny marina ?

Nivoaka nandritry ny filankevitry ny minisitra ny 11 septambra lasa teo fa voatendry ho Talen’ny Tranompiritim-pirenena Rajaofetra Andry Nirina araka ny tolo-kevitry ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola.

Hamaky ny tohiny
FTT