- Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Actualités.Raharaha Ambohitrimanjaka Manondrana ny fanjakana
Diso daty ny taratasim-panjakana, toa namboamboarina haingana mba hilazana fa efa ela ny fanjakana no nampahafantatra ny hisian’ny tetikasa,
Hamaky ny tohinyDiso daty ny taratasim-panjakana, toa namboamboarina haingana mba hilazana fa efa ela ny fanjakana no nampahafantatra ny hisian’ny tetikasa,
Hamaky ny tohinyMahavita « bulettin de naissance » 400 ka hatramin’ny 500 isa isan’andro ny eo anivon’ny boriborintany faharoa.
Hamaky ny tohinyAlahelo, an-dranomaso, niteraka aretim-po teo amin’ity mpitam-bolan’ny fokontany iray, ao amin’ny boriborintany fahatelo ity, ny fihetsika nataona sefo fokontany iray vao notendrena.
Hamaky ny tohinyHumberger,frites, pizza ! izany no vetivetesin’ny Malagasy maro ankehitriny rehefa miresaka mahakasika ny sakafo. Takona ary tsy hita intsony ny ankamaroan’ny tena sakafo Malagasy ary na ny haninkotrana izay maha-izy azy ny Malagasy aza tsy misy mihinana.
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly alahady 20 oktobra tetsy amin’ny Hopitaly HJRA Ampefiloha teo amin’ny faha-65 taonany Rajaonarison Famatanantsoa
Hamaky ny tohinyRaim-pianakaviana sahabo eo amin'ny 60 taona no maty tampoka ny sabotsy 19 oktobra tamin'ny sivy ora maraina teo amin'ny kihon-dalana iray ao amin'ny fokontany Avaradrova avaratra kaominina ambonivohitra ambatondrazaka.
Hamaky ny tohiny