• Talata 22 Oktobra 2019
Actualités.Fanamboarana ny R44 Tapaka noho ny hadalan’ny fanjakana?

Nalaza omaly ny resaka fa niala sy nanatsahatra ny asa fanamboarana ny lalàm-pirenena faha-44 ny orinasa nahazo ny tsenan’asa, ary efa notaomina niala tany avokoa ny fitaovana na ireo “engins” hampiasain’ilay orinasa sinoa nahazo ny tsenan’asa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Actualités.Raharaha Ambohitrimanjaka Niditra an-tsehatra ny Loholona

Nanatanteraka fidinana ifotony teny Ambohitrimanjaka omaly alatsinainy 21 oktobra 2019 ireo Loholon’i Madagasikara avy amin’ny Faritanin’Antananarivo izay nahitana ny Loholona Ramalason Olga,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Actualités.Antananarivo Tena nilaharana ny solika

Hatramin’ny alim-be omaly dia mbola nilahatra lasantsy ny olona teto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Actualités.Toamasina Misy manampahefana mivoy adim-poko

Voizina be ny resaka adim-poko amin’izao ao Toamasina ao. Raha ny vaovao azo mantsy dia mandeha ny feno fa tokony ho zanak’i Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Oktobra 2019
Actualités.Raharaha Ambohitrimanjaka “Mbola miady amin’ny fahafatesana ilay zandary”

Voalaza fa mbola miady amin’ny fahafatesana ilay zandary teny Ambohitrimanjaka naratra izay tsaboina ao amin'ny Hjra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2019
Actualités.Solika Hiakatra ny vidiny?

Tsy fantatra intsony izay tena marina fa maro ny toby fivarotan-tsolika tsy nanana solika teto Antananarivo tamin’iny faran’ny herinandro iny. Tsy vao izao io fa matetika tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT