• Alatsinainy 04 Novambra 2019
Actualités.Raharaha Ambohitrimanjaka “Mivadika amin`ny teny nomeny ny Fanjakana”

Mitohy ny tolona. Niray hina sy niray fo amin` ny fanoherana hatramin` ny farany ny hanotorana ny tanimbariny ny mponina ao anaty kaominina efatra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Actualités.Mialoha ny Tana-masoandro sy ny tariny “Jereo aloha ny sosialim-bahoaka !”

Mankahery ny vahoaka Malagasy isika manoloana ireo zava-miseho eto amin’ny firenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny antokom-bahoaka Malagasy na Aba, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Actualités.Loza tampoka tany Ambatolampy Tsaboina any La Réunion ny minisitry ny Atitany

Nifanindran-dalana tamin’ny fahalasanan’ny mpanakanto Dadah tao amin’ny tarika Mahaleo dia fantatra ihany koa omaly alahady fa nalefa niatrika fitsaboana maika atsy amin’ny nosy La Reunion

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Actualités.“Guichet unique” Tanà-Masoandro Mila serasera mazava fa tsy atao resaka maimaika

Misokatra ny ny “guichet unique” momba ny Tanà-Masoandro etsy amin’ny Village Voara Andohatapenaka handraisana ireo olona voakasika amin`io tetikasa goavana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Actualités.Fitantanana asam-panjakana Mandringa tanteraka

Mety ho anisan'ny fototry ny olana tsy mampirindra ny asan'ny fanjakana ny tsy fisian`ny firaisankina satria tsy miray saina tsara ny ao anaty governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Actualités.Zon’ny mpiasa Nifanakalo hevitra ny CNaPS sy mpampiasa

Nanokana roa andro ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (CNaPS) sy ny minisiteran’ny asa, ny fampanan’asa,

Hamaky ny tohiny
FTT