• Zoma 15 Novambra 2019
Actualités.Tontolon’ny herinaratra Nanome 26 tapitrisa Euros ny Eoropeanina

Nahazo famatsiam-bola 26 tapitrisa euros (104 miliara ariary) avy amin’ny Vondrona Eoropeanina ny governemanta Malagasy, izay haompana amin’ny fampandrosoana ny tontolon’ny herinaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Novambra 2019
Actualités.Ho sahirana ny fanjakana Miha-mafy ny fanoherana ny Tanà-Masoandro

Mitalaho sy mandadilady na manana ny rariny aza ny vahoaka tompon’ny tany eo anatrehan’ny raharaha Ambohitrimanjaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Novambra 2019
Actualités.Minisiteran’ny Vola Tafatsangana ny Sendikan’ny mpiasa

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Hotely Koots Food Mahamasina ny fijoroan’ny Sendikan’ny Mpiasan’ny Ministeran’ny Vola (SMMV).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Novambra 2019
Actualités.ACMIL Antsirabe Mampiahiahy ny nahafaty ilay mpanamory…

Mpianatra ho manamboninahitra mpanamory fiaramanidina Antsoina hoe Rakotoson Mamimaherimanana Andrianina, 33 taona anisan’ireo afa-panadinana ho mpanamory no namoy ny ainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Novambra 2019
Actualités.Vola sandoka Mirongatra rehefa misy fifidianana

Miasa ny vola rehefa vanim-potoan’ny fifidianana toy izao ary tsy azo ihodivirana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Novambra 2019
Actualités.Fiarovana ny zon’olombelona Ratsy toerana i Madagasikara

Nisongadina indray ny fanitsakitsahana ny zon’olombelona, indrindra ho an’ny ankizy sy ny mahakasika ny vehivavy.

Hamaky ny tohiny
FTT