Sosialy

Zoma Center etsy Analakely Hanampy ny rehetra amin’ny fiatrehana ny fety


  • Alarobia 21 Novambra 2018

Miomana sahady amin’ny fiatrehana ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona ny tranombarotra « zoma center” » etsy am-pitan' ny Epp Analakely.

 

 

 

 

Nisy ny fanitarana natao ao amin'ny rihana voalohany, izay ahitana ny antsoina hoe « smart square » manomboka ny volana desambra 2018 ho avy izao. Miisa an-jatony ny tranoheva efa azo hofaina izay natokana ho an'ny elektronika, trano fisakafoanana ( restaurant - snack ) ... izay « mahafeno tanteraka ny fenitra iraisam-pirenena hatrany. Halalaka hatrany ny fifamoivoizina amin'ireo fidirana roa samihafa izay miainga avy eo ampitan' ny Epp Analakely ary mipoitra ao amin' ny « avenue de l' Indépendance ». Ho an' ireo izay liana momba ny tranoheva azo hofaina ao amin' ity rihana voalohany ity sy ny ao amin' ny « zoma center »  dia etsy Soarano ao amin' ny baolai ny fanazavana fanampiny.  Misy ihany koa ny trano vaovao vao amboarina entina hanatsarana ny tanànan’Antananarivo.

Pati

Legende : Etsy ampitan’ny Epp Analakely no ahitana ny zoma center

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT