Sosialy

Vondron’ny mpanao hiragasy Vonjeo izahay fa tapaka fihinanana


  • Talata 12 Mey 2020

Fampisehoana hatrany amin’ny 30 isa no nofoanana ho an’ireo vondron’ny mpanao Hiragasy.

 

 

Toy ny mpanao fampisehoana rehetra dia nizaka ny tsy fahafaha-miantsehatra izy ireo. Nanomboka ny volana martsa no nihiboka satria nanaja ny fepetran’ny fanjakana. Tena tapaka ny fihinanay ka miangavy izahay amin’izao vanim-potoana izao mba homena fanampiana, toy ny vatsy tsinjo sy tosika fameno ataon’ny fanjakana, hoy izy ireo. Maherin’ny 50 ireo tarika mpanao hiragasy izay saika avy eto afovoan-tany no velon-taraina sy miantso vonjy satria tena mizaka ny mafy.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT