Sosialy

Vondrom-pifankatiavana Madagasikara – Chine Nanolotra fanampiana teny amin’ny BNGRC


  • Talata 01 Desambra 2020

Nanolotra fanomezana ho fandraisana anjara sy fanehoana ny firaisan-kina feno

manoloana ny olana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo misy eto amin’ny Nosy amin’izao fotoana izao ny Vondrom-pifankatiavana parlemantera Madagasikara sy Sina omaly. Tonga nifanotrona tamin’izany ireo solontena avy amin’ny vondrona nandritra ny fanolorana an` ireo vary amin` ny taonina maro teny amin`ny BNGRC Antanimora.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT