VEHIVAVY MAREFO SY TOKANTENA

3.840 ireo nizaraina fanampiana teto an-drenivohitra


  • Alarobia 28 Aogositra 2024

Vehivavy miisa 3 840 eny anivon'ireo Boriboritany miisa enina eto Antananarivo Renivohitra

no nizarana fanampiana teny amin’ny kianjan’Alarobia omaly. Tamin’ny alalan’ ilay tetikasa Sandratra izay entina hanohanana ireo Reny tokantena sy ireo vehivavy marefo eo anivon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra no nahafahana nanatontosa izany. Shampooing, vovon-tsavony, savony, penina, gel mains,... no nomena ireo mpisitraka ny tetikasa tamin'ity andiany ity. Mbola hitohy amin’ny fanomezana tantsoroka ho azy ireo izany araka ny nambaran-dRamatoa Lovasoa Raherimaniraka, Tale misahana ny fiaraha -miasa eo amin'’ny Fanjakana sy ny tsy miankina eo anivon'ny Kaomina (DD3P).
Pati
Legende : Betsaka ireo Reny mitaizakely nahazo fanampiana tahaka izao !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT