Vaninandro ny fety

Niaka-bidy ireo filàna andavanandro


  • Talata 26 Desambra 2023

Niaka-bidy ireo filàna an-davan’andro nanomboka iny sabotsy akatoky ny fety iny,

raha ny ankamaroan’ny fitarainan’ireo mpanjifa nanaovana fanadihadiana. Ny paty novidiako 1800 Ariary omaly zoma, hoy ny raim-pianakaviana iray, dia izao lasa 2000 Ariary sahady nony sabotsy. Hatramin’ny saran’ny fandefasana vola amin’ny alalan’ny finday nisondrotra. Nahitana fiakarany ihany koa ny vidin’ireo voankazo efa kely sisa ny hananana azy toy ny Lodsia izay lasa nahatratra hatramin’ny 2500 Ariary ny kilao nefa 1500 Ariary izany teo aloha. Toy izany koa ny legioma tahaka ny pitipoa, izay lasa 1200 Ariary raha toa ka 1000 Ariary fara faha lafony teo aloha. Aiza ireo mpiaro ny zon’ny mpanjifa sy ny minisitera tomponandraikitra manoloana ny karazana fanararaotana andro fety tahaka itony? Mbola ho avy koa moa ny fetin’ny faran’ny taona sy taom-baovao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT