Sosialy

Valan’aretina Coronavirus Manoro hevitra hisorohana azy ny MJS


  • Alakamisy 19 Martsa 2020

Namoaka toromarika fohy ho fiarovana amin’ny Coronavirus ny minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena Malagasy (MJS) , izay nozarainy ao amin’ny pejy facebook’ny moa.

 

 

 

Tsy mifidy saranga ny  aretina Coronavirus, hoy ny fanazavana  ka andao hiara-mientana isika rehetra ho fiarovana ny fahasalamantsika rehetra, hoy ny fanentanana. Koa satria tsy afaka misaraka ny fanatanjahantena sy ny fahasalamana dia indreto torohevitra vitsivitsy ho fanentanana antsika Malagasy hiatrika ny valan’aretina Coronavirus na Covid-19.

 

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT