Tsena sabotsy Antsirabe

Nilanja sora-baventy ireo mpivarotra


  • Alarobia 23 Jolay 2025

Nilanja sora-baventy ireo mpivarotra may tsena tao Antsirabe

omaly ary nilaza fa ny tsenan’i Sabotsy izay may ny alatsinainy teo no nahalavo azy ireo, hoy ny fampitàm-baovao voaray avy any an-toerana. Eto ihany koa izahay, hoy izy ireo, no hiharina. Tombanana ho amina miliara maro ny fatiantoka vokatry ny fahamaizan'ny tsenan'i Sabotsy ny harivan’ny alatsinainy teo. An-kilany, eo amin'ny arabe, manoloana ny tsena no nasaina nivarotra ireo mbola nanana entana tsy may mandra-pahitana vahaolana sy fahavitan'ny tsena, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany. Mila vahaolana haingana izahay, hoy ireto mpivarotra ireto!
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT