Sosialy

Tsena eny Analakely sy ny manodidina Hikatona avokoa ny 24 sy ny 25 jona izao


  • Alarobia 03 Jona 2020

Ao anatin` ny fikarakarana ny fetin` ny fahaleovantena isika amin` izao fotoana izao.

 

 

 

 

Araka ny fampitam-baovao dia ho tanterahina eo amin' ny araben' ny Fahaleovantena ny matso lehibe fanao ao anatin'ny fankalazana ny tsingerintaona faha-60-n' ny Tafika Malagasy sy ny fetin` ny fahaleovantaona. Hisy, araka izany, fandaminana mahakasika ny tsena mba hahafahana manomana sy manatanteraka ny lanonana amin'ny an-tsakany sy ny an-davany. Nanambara ny lehiben'ny tsena eto Antananarivo Renivohitra fa tsy maintsy hatsahatra avokoa ireo tsena rehetra eny Analakely sy ny manodidina ny 24 sy ny 25 jona.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT