Sosialy

Tosika Fameno Nisitraka ny anjarany ny faritra Boeny


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Manodidina 23.000 ireo fianakaviana sahirana hisitraka ny Tosika fameno tany Mahajanga omaly.

 

 

 Tao amin’ny Paositra Mahajanga Be no nanatanterahana ny fizarana voalohany avy amin’ny PAM (Programme alimentaire mondial) ho an’ny faritra Boeny. Raha ny nambaran’ny solontenan’ny PAM nandritra ny fitsidihany tany an-toerana dia ireo olona vita fanadihahadiana tany aloha, ka maharay Code amin’ny findainy ihany no misitraka ny Tosika fameno, izay lela-vola 100 000 ariary. Ny volana janoary sy febroary 2021 indray ny 100 000 ariary andiany faha-2. Tsara ny manamarika fa i Mahajanga no toerana faha-8 eto Madagasikara misitraka izao tetik’asa Tosika fameno avy amin’ny PAM izao hoy ny solontenany. Tanjona moa ny fampanarahan-dalàna ny olona sy ny hanairana ny sainy hiditra amin’ny ara-dalàna amin’ny maha olom-pirenena feno, hoy hatrany ny fanazavana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT