Tohan’ny USAID ho an’ny anjarian-tsakafo

40 tapitrisa dolara fanampiny ho an’ny Firenena miisa 6


  • Alatsinainy 16 Septambra 2024

Anisan’ireo Firenena Afrikanina miisa 6 misitraka ny fanampiana fanampiny 40 tapitrisa

dolara haompana amin’ny fanalefahana ny olana momba ny tsy fanjarian-tsakafo i Madagasikara. Manohana an’io ny Sampan-draharaha Amerikanina momba ny Fampandrosoana Iraisam-pirenena na ny USAID. Hahafahana mampiakatra ny fampiasam-bola manodidina ny fanjarian-jakafo eto Madagasikara, Malawi, Mozambika, RD Congo, ary Tanzanie io. Natao mba hanohanana ny ezaka atao amin’ny fihariana ara-pambolena madinika mba hampiakarana ny vokatra, hamerana ny voka-dratsy ateraky ny fiovaovan’ny toetr’andro mahery vaika izay miantraika amin’ny karam-pambolena maro ka hitondrana fanatsarana, amin’ny alalan’ny fampiasana ny rano amin’ny fomba mahomby fa indrindra ny fanamorana ny fahazoana izany.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT