Toetr’andro, fivadiky ny sakafo,…

Sahirana ireo mpitsabo


  • Talata 23 Aprily 2024

Sahirana ireo mpitsabo, manoloana ireo trangan’aretina misy manoloana ireo

fahasahiranana misy eto amin’ny firenena sy izao tontolo izao ankehitriny, raha ny fanazavan’ireo mpisehatra amin’ny fitsaboana amin’ny alalan’ny hotra vatana sy hotra faladia na «phytothérapie». Miteraka fivadiky ny sakafo maniry ambanin’ny tany mihitsy ny fiovaovan’ny toetr’andro ankehitriny, raha ny fanazavana, ankoatran’ny fiovan’ny fitsirin’ireo zava-boahary hafa. Ilàna fitandremana ny resaka fahadiovana sy ny fanadiovana ireo sakafo hohanina na aiza na aiza toerana hisakafoana. Ny resaka menaka, ny fangaro atao amin’ny sakafo, ny fotoana nitehirizana ireo sakafo dia samy ilàna fitandremana daholo mba tsy sanatria hivadika aretina, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT