Toekarena sy fanjifana

Mikarakara ny ao an-trano amina teti-bola antonony


  • Talata 16 Septambra 2025

Misy hatrany fanavaozana sy fiavaozana eo amin’ny teknolojia,

na ny ilaina amin’ny sehatry ny asa io na ny andavanandrom-piainana ao an-tokantrano ao. Mila mahay mijery tsara fa tsy voatery mandany vola be tsy akory vao mahazo zavatra tsara .An-taonany maro izao ny Tranombarotra « Baolai » no miezaka manome fahafaham-po ny mpanjifa, arakaraky ny fahefa-mividin’ny tsirairay. «Amin’ izao fotoana izao, dia misy ny fihenam-bidy amin’ireo Smart tv 4K hisense .Ho an’izay manjifa « réfrigérateur » iray dia mahazo Smartphone iray. Misy entana maro, tsara kalitao vao tonga ihany koa, mibika sady amin’ny vidiny mirary : ao ohatra ny Canvas tv 4K Qled - mini Led - Uled tv - fahita lavitra fisaka mini Led - Oled - Smart Tv, misy 17 hatramin ny 120" : misy antoka herintaona. Ao koa ny congélateur, izay mitazona ny hatsiaka 135 ora aorinan’ny delestazy , ny convertisseur, panneaux mono sy polychristalline, batterie, Télé 12 volts mandeha batterie - tsy mila herinatra. Ankoatra izany entana maro izany dia mivarotra Kits scolaires ihany koa izahay hoy ny tompon’andraikitr’ity tranombarotra ity ary natao amin’ny vidiny zakan’ny rehetra izany.
Pati
Légende : Betsaka ny entana tahaka izao fa vitsy ny tena tsara !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT