Sosialy

Toamasina Vazahalahy matin’ny fanafody mampihenjana filahiana


  • Alarobia 29 Mey 2019

Vazahalahy iray manodidina ny 77 taona no hita faty, tao amina hotely iray ao Morafeno Toamasina ny sabotsy 25 mey lasa teo.

 

Ireo mpanadio trano tao amin’ilay hotely no nahita ny vatana mangatsiakany izay efa takon-kenatra fotsiny sisa no teny an-kodiny ary mbola teo am-pandriana. Teratany Belza efa misotro ronono izy io ary efa mpivantana matetika ao. Raha ny fantatra,  teo am-pandriana sy teny an-tanany ny fanafody nohaniny, izay karazany mampihenjana filahiana, raha ny filazan’ny dokotera avy eo amin’ny BMH, nizaha ny razana.  Efa nalain’ireo teratany Belza namany hafa ny razana, hatramin’ny fotoana nanoratanay.

 

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT