Sosialy

Tetikasa PROJERMO Natao hanampiana ireo tanora tantsaha


  • Alakamisy 27 Aogositra 2020

Ankoatra ireo tanora eto an-drenivohitra misehatra amin’ireo orinasa madinika sy salantsasalany dia miezaka mijery sy manohana ireo tanora liam-pandrosoana any ambanivohitra ihany koa ny banky BNI.

 

 

 

Amin’ny alalan’ilay tetikasa PROJERMO (Projet des Jeunes Entreprises Rurales dans le Moyen Ouest) no hanatanterahany izany, tetikasa hahafahana manofana ireo tanora mba hahatonga azy ireo ho matihanina kokoa. Anisan’ny hanofanana azy ireo ny resaka fitantanam-bola, ny fanamafisana ny traikefa hananany …mialohan’ny hahazoany ilay famindram-bola avy amin’ity banky iray ity. Tanjona ny hahafahan’ireo tanora ireo manatsara hatrany ny orinasa tantanany ka handraisany hiasa ao aminy ireo tanora any ambanivohitra hita fa manam-pahaizana sy tokony ampiana ihany koa.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT