Sosialy

Tetikasa Access faritra Melaky: Natomboka ilay sehatr’asa « santé communautaire »


  • Alatsinainy 01 Martsa 2021

Natomboka tamin'ny fomba ofisialy ny 26 febroary lasa teo tany amin’ny distrikan’i Maintirano ilay sehatr’asa Melaky,

 anisan'ireo faritra lavitra sy saro-dalana. "Ny hava-tiana hono anefa tsy mahalavi-tany" ary ny hanome "Fahasalamana ho an'ny rehetra tsy an-kanavaka" no velirano fahadimin'ny mpitondra ankehitriny. Mandray anjara mavitrika amin'ny fanatanterahana izany ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiara-miombon'antoka aminy toy ny USAID's ACCESS Health Program amin'ny fitsinjovana sy ny fanohanana ireo mpisitraka sy mpisehatra ara-pahasalamana eny ifotony.Nanokatra izany tany an-toerana moa ny Talen'ny Fitaleavana misahana ny Serasera sy Andriamatoa Talen'ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fahasalamam-bahoaka any amin'ny Faritra Melaky.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT