Sosialy

Tetezana tsy mahazaka fiara be Nitokona ireo mpitondra kamiao


  • Alarobia 01 Febroary 2023

Tezitra ny mpitondra kamiao mpampiasa ny tetezana vao namboarina eo Ambalavola Ambalamafinty eo amin’ny lalam-pirenena fahaenina na RN 6, raha ny fampitam-baovao voaray.

Tsy mahazaka fiarabe na kamiao akory ity tetezana ity. Nitokona nanoloana ny tetezana, noho izany, ireto mpitatitra ireto ny 30 janoary teo. Andrasana ny fivoaran’ny toe-draharaha, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT