Sosialy

Taona 2020 15 andro no tsy hiasana


  • Zoma 03 Janoary 2020

Miisa 15 ireo andro tsy hiasana amin’ity 2020 ity noho ireo fety sy daty manokana manamarika ny fiainam-pirenena, efa andro alahady anefa ny 6 amin’izy ireo , izany hoe efa

 

 

 

andro tsy fiasana ihany.Sabotsy ny iray; ary andavanandro fiasana eto Madagasikara ny 7 ambiny.Mitambatra ao anatin’ireo daty sy andro natao tsy hiasana kanefa handraisan-karama ireo ny fety Kristianina (Paska, alatsinain’ny Paska,Pentekosta,alatsinain’ny Pentekosta, Ascension, Assomption, fetin’ny Maty, Krismasy)  ny fetin’ny Silamo (Id al Fitr sy Id al Adha) ary ireo fety ara-panjakana (Fetin’ny asa, Fetin’ny fahaleovantena).Tahaka izao moa ireo 15 andro tsy iasana ireo:

01 Janoary- Alarobia: Taom-baovao

08 Martsa - Alahady: Andron'ny vehivavy
29 Martsa - Alahady: Fahatsiarovana ireo Mpitolona tamin'ny 1947
12 Aprily - Alahady: Paka
13 Aprily - Alatsinainy: Alatsinain'ny Paka
01 May - Zoma: Fetin'ny asa
21 May - Alakamisy: Ascension
24 May - Alahady: Id al Fitr
31 May - Alahady: Pantekoty
01 Jona - Alatsinainy: Alatsinain'ny Pantekoty
26 Jona - Zoma: Fetin'ny fahaleovantena
31 Jolay- Zoma: Id al Adha
15 Aogositra - Sabotsy: Assomption
01 Novambra - Alahady: Toussain
25 Desambra- Zoma: Krismasy

 

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT