Tandindonin-doza ny mponin’Anosibe

Ahiana hirodana ny trano iray manamorona arabe


  • Alatsinainy 19 Febroary 2024

Ahiana hirodana ny trano iray manamorona arabe etsy Anosibe manoloana

ny zava-nitranga hatramin’ny alin’ny 16 febroary teo teny an-toerana. Ny eo amin’ny fiantsonam-piara fitateram-bahoana na « arrêt-bus » akaikin’ny Pharmacie Volahanta taloha no tena tiana ho resahana eto, raha ny fampitam-baovao voaray. Nianjera ny harivan’ny zoma teo ny manoloana ny lavarangan’ilay trano gasy manamorona tsena eo an-toerana taorian’iny rotsak’orana naharitra iny. Raha ny tazana anefa dia toy ny tsy misy taitra akory ireo mpivarotra sy mpampiasa lalana eo an-toerana. Miandry ny fandraisan’andraikitr’ireo tomponandraikitra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT