Sosialy

TAMIA sy fetim-pirenena Nahatsiaro an’ireo ankizy sy marefo ara-pivelomana


  • Alakamisy 27 Jona 2019

Toy ny fanaony isan-taona rehefa fetin’ny Asaramanitra tahaka izao dia nanatanteraka asa sosialy mahazatra azy indray ny fikambanana Tamia « TAnora MIAntsehatra » araka ny tarigetra napetrany tany am-pananganana ny fikambanana tamin’ny taona 2011,

 

 

dia ny “miady amin’ny fitiavan-teny sy manolotra tsy misy takalony. Teny amin’ny fokontanin’Ambohimirary Ambatokaranana  ary izy ireo, notarihan’ny filohany, Randriamahefa Benjamina, no nanolotra fotsim-bary ho an’ireo zokiolona sy marefo ara-pivelomana  ao amin’ity fokontany ity sy harendrina hoan’ny kilonga madinika koa tamin’ny talata 25 jona 2019 ankatoky ny fetin’ny fahaleovantena  mba hahazoana ny rehetra misitraka izany fety izany fa tsy hijerena saranga ny fankalazana an’izany fetim-pirenena izany.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT