Sosialy

Tahirim-bary sy PPN Tsy misy atahorana fa milamina, hoy ny ministera


  • Zoma 27 Novambra 2020

Manome toky ny minisiteran` ny indostria sy ny varotra ary ny asa tanana (MICA)

 

 

fa ampy ny tahirim-bary sy PPN eto Madagasikara. Nambarany ihany koa fa tonga eo anivon` ny seranan-tsambon`i Toamasina ny alarobia teo ireo vary nafarana 8 000 taonina. Somary maro no miahiahy amin` ity resaka vary ity amin` izao satria dia tsy nitsahatra niakatra ny vidiny. Mety nisy fiantraikany ve ny fizarazarana vary etsy sy eroa nataon` ny Fanjakana nandritra ny fihibohana? Toy izany ihany koa ny PPN ? Sao kosa sarotsaronana amin` ireo fidianana ifotony amin` ny fanaraha-mason` ny vidin-entana sy tahiry fotsiny ity resaka ity. Mamanamafy moa ny MICA fa mitohy hatrany kosa ny asa fanarahana maso eo amin`ny vidin` entana sy ireo tahiry samihafa indrindra amin`izao hakatokin` ny fety.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT