Shyn, Ambasadaoron’ny banky NIM

«Manan-jo hanana toerana ara-tsosialy ambony ny malagasy rehetra»


  • Talata 26 Martsa 2024

Tontosa omaly tetsy amin’ny foiben’ny NIM na «Nouvelle institution de microfinance»

etsy Andavamamba ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa teo amin’ity banky ambara hatrany fa 100% malagasy ity sy ny mpanakanto Shyn. Efa hatramin’ny nisokafan’ity banky ity ny taona 2022 ity mpanakanto ity, hoy ny fanazavan’ny tale jeneralin’izy ireo, Harizaka Rakoto, no teo anivon’ity banky ity ary teo foana fa izao vao ho hamafisina amin’ny fomba ofisialy ny maha ambasadaoron’izao banky izao azy. Handray anjara amin’ny fampiroboroboana renivola sosialy koa, araka izany, ity mpanakanto ity. Niresaka tamin’ireo isan’ny mpiara-miombon’antoka eto anivon’ny banky aho, hoy i Shyn, hoe inona no azo atao handraisana anjara amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Ity banky ity afaka manampy ny tantsaha, hoy izy. Manan-jo hanana toerana ara-tsosialy ambony ny malagasy rehetra, hoy ihany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT