Sosialy

Sekolin-dry Masera eny Ilanivato Nanampy ireo mpianany


  • Alarobia 06 Mey 2020

Tsy niandry ny fanjakana fa avy hatrany dia nandray andraikiny ny masera Ilanivato ka nanome fanampiana ho an'ireo mpianatra hanala fanadinana T5

 

 

sy ny T9 ao aminy, mba ho fitsinjovana ireo mpianatra ireo ary indrindra ireo ray aman- dreny izay sahiran-tsaina amin izao fotoan'ny fihibohana izao. Ry masera izany mitsinjo ny ondriny izay anisan'ny zana-bahoaka ihany koa, ary ny fitondram- panjakana mba efa ao anatin'izany fiheverana izany sa mbola hiandry PAM sa vatsy tsinjo 2 ? Efa akaiky anie ny fanadinana e!

 Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT