Sosialy

Sehatry ny fiompiana sy jono Naraha-maso ny fampiharana ny tetikasa MMAV


  • Alakamisy 01 Aprily 2021

Ny taona 2018 no novolavolaina ny tetikasa MMAV na Mpiompy manampy amin’ny asa veterinera,

 

izay eo ambany fiadidian’ny minisiteran’ny fambolena sy fiompiana ary jono. Nanomboka ny taona 2019 kosa no nampiharana azy io tamina faritra miisa 11 eto Madagasikara, hoy hatrany ny fanazavana. Tamin’ity herinandro ity dia naraha-maso ny fampiharana izany mba hahafahana manatsara azy. Nisy, noho izany, ny atrikasa notontosaina tao Antsirabe ho an’ireo faritra miisa 5 isan’ny natao hampiarana ity tetikasa ity dia I Vakinankaratra, Matsiatra ambony, Amoron’I Mania, Atsimo atsinanana, Vatovavy fitovinany, raha ny fanazavana sy fampitam-baovao hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT