Sosialy

Ravao Mpanotra etsy Sabotsy Namehana Nijery ny zaza kamboty sy sahirana indray


  • Talata 25 Jona 2019

Mitohy ny asa sosialy fanaon-dRtoa Ravao mpanotra etsy Sabotsy Namehana, efa nandritra ny 40 taona izao, rehefa ankatoky ny andro fety tahaka izao.

 

 

 Ireo zaza kamboty sy sahirana eny an-toerana no jereny manokana, araka ny teny voalaza ao amin’ny Soratra Masina notsongaina tao amin’ny Isaia 45:11 manao hoe : « Ary ny zanako sy ny asan’ny tanako dia aoka ho adidiko ihany ». Omaly alatsinainy 24 jona ary dia  ankizy manodidina ny 200 isa no notolorany fanomezana toy ny harendrina, kitapo fitondra mianatra, kahie, penina, labozia, biskitra, savony sy kilalao isan-karazany. Ny 14 tamin’ireto ankizy notolorana fanampiana ireto dia kamboty tsy misy mpiahy sy tsy manan-kohanina avokoa ka notolorany fanomezana manokana.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT