Sosialy

Rano fisotro madio Mampijaly ny Malagasy


  • Talata 28 Mey 2019

Vitsy ny Malagasy no misitraka ny rano fisotro madio ary tena hita taratra izany ireo faritra . anton’ny nisian’ny fampahafantarana ny drafitra nasionaly

 

 

 

 mahakasika ny fampifandraisana ny asa rehetra tamin’ny sehatra rano ny amin’ny fanadiovana sy ny fidiovana. Vita tamin’ny faran’ny herinandro teo ny sonia niarahan’ny ministeran’ny rano miaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka izay nifanaiky fa hiara-hiasa isaky ny faritra tsirairay avy ao amin’io drafitra io. Hiainga amin’izany ny stratejia sy ireo paikady maro hatao any amin’ny faritra tsirairay mba hahazoan’ny fianakaviana Malagasy isan-tokantrano ny rano fisotro madio amin’ny vidiny mirary

Tsirinasolo

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT