Sosialy

Rano fisotro madio 43%n’ny Malagasy no mahazo hatreto


  • Alarobia 07 Jolay 2021

43%n’ny Malagasy no mahazo rano fisotro madio hatreto, raha ny tatitry ny minisiteran’ny rano sy fahadiovana ary fidiovana.

Tanjona ny handrakotra rano fisotro madio manerana an’I Madagasikara hatramin’ny taona 2023, hoy ny fanazavana. Tsy ho an’ireo distrika ihany fa hatrany amin’ny kaominina sy fokontany. Fara faha keliny dia ezahana hahazo izany hatramin’ny 60%n’ireo mponina mandram-pahatonga izay fotoana izay, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT