Sosialy

Rakotomanga Barson « Mbola nofy izany asa mendrika izany »


  • Alarobia 14 Desambra 2022

Nitsidika ny tanànan'i Tolagnaro, renivohitry ny Faritra Anosy ny Sekretera Jeneralin’ny Randrana Sendikaly, Rakotomanga Barson.

Nambarany fa sahirana ny vahoaka ary voasembatsembana ny asa fivelomana ao an-toerana. Ho gaga ve ianao raha izany ny zava-misy fa na ny biraon'ny faritra misahana ny asa, fampananan'asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy aza tsy zarizary. Ny ora fiasan'ny tompon'andraikitra tsy fantatra mazava. Mbola nofy izany asa mendrika izany, hoy Rakotomanga Barson. Na izany aza dia mila isika mpiasa sy sendika, hoy ity farany.
Nangonin'i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT