Sosialy

Profesora Vololontiana Hanta Nandray ny toerany ao amin’ny ONN


  • Talata 15 Desambra 2020

Omaly alatsinainy 14 desambra no nandray ny toerany ôfisialy amin’ny maha-

 

Mpandrindra Nasionalin’ny Ofisim-pirenena misahana ny fanjarian-tsakafo vaovao azy ny profesora Vololontiana Hanta Marie Danielle. Tontosa soa aman-tsara omaly ny famindram-pahefana teo aminy sy ny mpandrindra nasionalin’ny ONN teo aloha. Tonga nanatrika izany ireo mpikambana eo amin’ny governemanta sasantsasany sy ny avy eo anivon’ny primatiora. Tsiahivina moa fa efa nandray ny toerany nanomboka ny 09 desambra lasa teo ny profesora Vololontiana Hanta Marie Danielle, taorian’ny fanendrena azy ny alarobia 09 desambra lasa teo, nandritra ny filan-kevitry ny Ministra. 


Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT