Sosialy

PAM tany Mananjary Nizara 100.000 Ar ho an’ny isan-tokantrano


  • Alatsinainy 14 Febroary 2022

Mizara vola 100.000Ar isan-tokatrano ho an’ireo fokontany roa dia ny Fokontanin’i Tanambao sy Marolambo any amin’ny distrikan’i Mananjary ny PAM

 mba hahafahana manampy azy ireo hiatrehany ny fiainany amin’ny andavanandro taorian’ny takaitra navelan’ny rivo-doza Batsirai. Raha araka ny fantatra dia mandritry ny 3 volana farafahakeliny no hanaovana izany. Tao anatin’ny hafaliana tanteraka moa no nandraisan’ireo mponina any an-toerana izany fanampiana izany izay fantatra fa tena zava-dehiba ho azy ireo tokoa indrindra fa ireo tsy an’asa. Ankoatra ity distrika ity dia miandrandra fanampiana tahaka izany ihany koa ireo traboina any amin’ny distrikan’Ikongo.
Pati
Legende ; Nandritra ny fizarana ny fanampiana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT