Sosialy

Nosy be Tratra ilay sambo mpanondrana vehivavy


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Mpivady mpisoloky misera sy mitondra olona an-tsokosoko amin’ny sambo mpitondra olona mitsangatsangana no tratran’ ny Polisy miasa eny amin’ny seranana (PAF) ao Nosy be ny 09 Aogositra lasa teo.

 

Nentina avy hatrany natao fanadihadiana izy ireo raha araka ny loharanom-baovao azo. Rehefa nosavaina tao anatin’ilay sambo nampiasain’izy ireo dia nahitana olona miisa 14 izay saika hiondrana atsy amin’ny Nosy rahavavy La Réunion. Natolotra ny fitsarana ny 11 Aogositra teo izy mivady ka notanana vonjimaika any am-ponja. Tsiahivina moa fa avy amin’ny olona tsara sitra-po tao Nosy Be no nahafantarana namantatra ity asa fanondranana olona an-tsokosoko sy fisolokiana nataon’izy mivady ity.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT