Narison Stephan

Nankaiza ny vola azo tamin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany?


  • Zoma 09 Mey 2025

Tsy mitovy ny Base Toliara sy Soamahamanina, hoy ny fanehoan-kevitry ny kandida ho

filoham-pirenena malagasy teo aloha, Narison Stephan, manoloana ny adihevitra mikasika ny tokony ho fizotran’ny raharaha fitrandrahana fasimainty ao Toliara amin’izao fotoana izao sy ny fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tanin’i Madagasikara. Misy «Radioactivité» na singa manimba fahasalamana, «Reserve Protégée» na ala arovana ao amin’ny Base Toliara, hoy izy. Anaovana Amboletra! Tsy nisy an’reo tao Soamahamanina nefa najanona. Nahoana? Nankaiza ny vola azo amin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany nefa mbola mahantra ny gasy, hoy hatrany ity mpanao politika ity?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT