Sosialy

Mpivarotra kafe mitety tanàna Mikarama 2.000 ar isan’andro


  • Alarobia 21 Martsa 2018

Ankizy avy any ambanivohitr’Ambatolampy any i André kely. Roa taona izao no nahatongavany teto an-drenivohitra mba hikarama ka ireny asa fivarotana kafe ranony mandehandeha ireny no ataony.

 

 Raha ny fanazavany dia olona teo akaikiny ihany no nanoro azy io asa io. Mbola mpikarama anefa ny tenany hatreto. 2.000 Ar isan’andro no hanakaraman’ireo tompona kafe azy mandeha dia an-tongotra an-kilometatra maro isan’andro eto an-drenivohitra miampy ny fividianana kafe voany eny Anosibe sy ny fitotoana azy. Roa andro vao mahalany kafe ranony 15 litatra ny tenany entina amina siny kely efa voafono tsara miaraka amin’ny sceau feno rano hanadiovana ny sotro sy ny kaopy avy hihinanan’ny olona. Nomarihiny manokana fa tsy mahavelona ity asa ity saingy tsy maintsy hatao mba tsy ho tapaka ny vava homana.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT