Sosialy

Mpivarotra etsy Tsaralalana Manomboka miverina amoron-dalana


  • Alakamisy 30 Janoary 2020

Manomboka miverina amin'ny laoniny maka toerana tsimoramora ny mpivarotra amoron-dalana eo Tsaralalana ankehitriny.

 

 

Efa nisy anefa ny fampahafantarana teo anivon’ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo Renivohitra ny amin’ny fanadiovana ny tanàna amin’ny fanalana azy ireo eny amoron’arabe. Raha ny zava-misy hatramin’izay, izy ireo ihany no lasa mpivarotra anaty arabe avy eo. Fihetsiketsehana fotsiny ve ilay tany am-boalohany sa noho ny tsy fahafantarana fa tsy misy fahagagana ny fanesorana ny mpivarotra amoron-dalana fa tena mila paikady matotra sy fanadihadiana ara-tsosialy sy ny toekaren’ireo mponina mihitsy ? Ho hita eo indray ny tohiny.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT