Sosialy

Mpikarakara lanonana sy artista Avelao izahay hiasa


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Raha atontaly dia efa 9 volana izao ireo mpikarakara lanonana eto amintsika no tsy nampidi-bola intsony. Raha 5 volana mantsy hoy izy ireo no nisian’ny fihibohana dia efa efa-bolana talohan’io izy ireo no efa niaina ilay hatao hoe vanim-potoana maty vokatry ny ranon’orana…

 

 

 

Mahatsiaro ho tototry ny fahasahiranana tanteraka izy ireo araka izany. Mangataka amin’ny fanjakana izy ireo noho izany ny mba hahafahany mihindram-bola toy ny mpiasa tsy miankina ihany koa hanarenany ny fiainany. Tafiditra ao anatin’izany ny fanomezana fanampiana azy ankoatra ny fanamaivanana ny fepetra takiana amin’izy ireo. Ho an’ireo trano fandraisana lanonana ohatra dia anisan’ny tena hetahetan’izy ireo ny hahafahany mandray ny mpilanonana na dia ny an-tsasaky ny zakan’ny tranony ihany aza mba hahafahany manarina tsikelikely ny asa fivelomana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT