MPIASA MAMOY NY AINY AM-PERIN’ASA

Mahatratra 2.400 isan-taona eto Madagasikara


  • Alatsinainy 19 Mey 2025

Mahatratra 2.400 ny isan’ireo mpiasa maty am-perin’asa isan-taona ho antsika eto Madagasikara,

raha araka ny tarehimarika nivoaka tamin’ny taona 2019. Tafakatra 8.500 isan-taona izany manerantany izay misy olona iray mamoy ny ainy isaky ny 2 segaondra raha araka ny tatitry ny tetikasa iray miara-miasa akaiky amin’ny OIT na ny Sampandraharaha iraisam-pirenena momba ny asa . Ireo miasa sy miantsehatra amin’ny fanamboarana na fananganana foto-drafitrasa goavana no tena voakasik’izany raha ny fantatra. Manoloana io tranga io dia mpiasa miisa 76 eo anivon’ny Ministeran’ny asa vaventy no nomena fiofanana momba ny fiarovana ny aina sy ny fitandremana tokony hatao ny faran’ny herinandro teo. Tanjon’ny mpikarakara ny mba hahafahana mampihena ny tahan’ireo mpiasa mamoy ny ainy am-perin’asa eto amintsika.
Pati
Legende : Anisan’ny asa goavana ilan’ny mpiasa fitandremana ny asa fanamboaran-dalana tahaka izao !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Krizy goavan'ny famatsiana angovo
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Nodidian’ny Fanjakana ho

  • Rakoto Jean Pierre
  • Alarobia 08 Aprily 2026

"Aza zarina amin'ny bôjo ny Vahoaka !"

  • Antananarivo Renivohitra
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Raikitra indray famindrana

Hijery ny tohiny
FTT