Mpiasa malagasy sy sendika

Hanapa-kevitra momba ny fiainam-pirenena anio


  • Zoma 20 Oktobra 2023

Mifindra etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina indray fa tsy Live Hotel Andavamamba,

araka ny niheritreretina tany am-piandohana, ny fivorian’ny firaisankinan’ireo mpiasa malagasy sy ny sendikan’ny mpiasa amin’ity anio ity, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Handray fanapahan-kevitra momba ny raharaham-pirenena izy ireo, raha ny ankapoben’ny fandaharam-potoana voalaza. Tsy ny sitrapon’ny mpanao politika na depiote no atao eto, hoy moa raha tsiahivina, ny fanambaran’izy ireo farany. Rehefa tsy hihavana, hoy izy ireo, ny mpanao politika dia ho ampikatsoanay ny asa, indrindra, ny asam-panjakana dia izay hifanosehanareo eo. Aza atao sorona ny vahoaka malagasy, hoy hatrany izy ireo!
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT