Sosialy

Mpianatra avy any Fandriana monina eto Iarivo Nahazo tohana avy amin’ireo raiamandrenin’ny tanàna


  • Alatsinainy 06 Jolay 2020

Notolotran’ireo raiamandreny any an-tanàna nosoloin’ny depiote Dina tena fananampiana ho enti-miady amin’ny tsimokaretina covid 19

 

 toa ny savony, arotava, tamin’ny fiandohan’ity volana jolay 2020 ity ireo mpikambana ao amin’ny FIMPIAFA “Fikambanan’ny Mpianatra Ambaratonga Ambony avy any Fandriana eto Antananarivo” izay mbola tavela eto an-drenivohitra noho ny fikarakara’izy ireo ny boky hoentina miatrika ny fanohanan-kevitra hataony avy.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT