Sosialy

Milenaky Toliara II Tafakatra 1000 Ar ny rano iray bidon


  • Talata 13 Desambra 2022

Tafakatra 1.000 Ar amin’izao ny vidin'ny rano iray bidon miloko mavo any amin’ny kaominina ambanivohitr’i Milenaky Distrikan’i Toliara II.

 Alaina any Andranozaza izay 7 km miala ny tanana ireo rano ireo hoy ny fitarainan’ny mponina ka ho an’ireo tsy manana tanjaka hahafahana maka izany dia tsy maintsy miaina io vidin-drano 1.000 Ar io avokoa. Betsaka ireo mponina tsy afaka misotro rano fisotro madio intsony vokatr’izany fa miaina amin’ny rano maloto sy ireo rano sisa tavela ao anaty vovo. Miantso sy miangavy ny Ministeran' ny Rano sy ny Fidiovana ary ny Fanadiovana mba hijery izao zava-misy iainan’ny mponina any Andranozaza izao araka izany ireto farany, indrindra fa ireo zaza amam-behivavy.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT