Sosialy

Midangana ny vidin-tsavony Velon-taraina ny mpanasa lamba


  • Zoma 14 Janoary 2022

Tsy mitsaha-midangana ny vidin-tsavony eny an-tsena efa ho volana vitsivitsy izao. Savony novidiana 600 Ar telo volana lasa izay lasa vidiana 1300 Ar ankehitriny.

 Velon-taraina araka izany ny rehetra indrindra fa ireo mpanasa lamba. Zara raha misy ihany koa mantsy ny karaman'izy ireo amin'izao fotoam-pahavaratra izao. Raha araka ny hita eny rehetra eny moa dia tsy ny vehivavy irery intsony no mivelona amin'ny asa sasa lamba amin'izao eto amintsika fa efa betsaka ny lehilahy vokatry ny tsy fisian'ny asa. Nomarihin'ireo mpivarotra savony moa fa 10 Ar raha betsaka ny tombony azon'izy ireo amin'ny savony iray noho izany tsy miankina amin'izy ireo velively ny fidangan'ny vidin-tsavony eny an-tsena.

Pati

Legende : lafo dia lafo ny vidin-tsavony eny an-tsena
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT