Sosialy

Menabe Antimena Tokantrano miisa 100 no ho tohanana hamboly sy hiompy


  • Zoma 03 Septambra 2021

Ao anatin’ny tetikasa REAP izay vatsian’ny famatsiam-bola ho fanamafisana ny fitoniana dia nanatontosa fitsidihana fanaraha-maso ny fandaharan’asa momba ny fanabeazam-boho

 ny fampandrosoana an’I Menabe ny eo anivon’ny OIM na ny sampan-draharaha iraisampirenena momba ny fifindra-monina. Ity fandaharan’asa ity moa dia iarahan’ny OIM miasa amin’ny Green Madagascar for Development na GMD ary natao hanohanana tokantrano miisa 100 izay tantanana renim-pianakaviana ao amin’ny ala arovan’I Menabe Antimena. Hampirisihina ao anatin’izany ireto tokantrano ireto mba hilofo amin’ny fambolena sy fiompiana. Toy izany koa ny lafiny asa tanana sy varotra madinika miaro ny tontolo iainana maharitra sy mahasoa ireo ankohonana mihary ao anatin’izany, hoy hatrany ny fampitam-baovao.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT