Sosialy

Maternité Alasora Nozaraina couette ireo reny vao tera-bao


  • Alatsinainy 08 Jona 2020

Noho ny fatongavan'ny fetin’ny reny omaly alahady 07 Jona dia tonga niarahaba ireo reny vao tera-bao tao amin’ny maternité

 

 

 

Alasora ny vadin'ny ben'ny tanàna Ramatoa Mireille Razaka Randriantsoa sy ireo mpanolo-tsaina manokana ary ireo mpiara-miasa akaiky ao amin’ny kaominina. Nisy nandritra izany ny fanolorana couette ho an'ireo reny nahazo zazakely rehetra mba ho fankasitrahana azy ireo manokana sy ho fahatsiarovana. Nankasitraka feno izany fandavan-tena nananan’ny vadin’ny Ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy izany ireo reny vao tera-bao tao an-toerana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT