Sosialy

Manakaiky ny fety Manome fahafaham-po ny mpanjifa ireo orinasa lehibe


  • Alakamisy 18 Novambra 2021

Rehefa manakaiky toy izao ny fety dia maro amin’ireo magazay lehibe eto amintsika izay manavao ny tolotra omeny ny mpanjifa. Anisan' izany ny tranombarotra « Baolai »

 etsy Analakely , Soarano ary ao Bazar be Toamasina, izay vao naha tonga entana. Miezaka izy ireo mamalifaly ny fianakaviana mba ho afaka miara-manao fety sambatra rehetra. Misy ny fihenam-bidy tanterahiny mba hifanaraka amin’ny fahefa-mividy sy ny filan’ny besinimaro hatrany ». Fitaovana maro no ahitana izany toy ny laser tv samihafa misy hatramin' ny 120 ", Smart tv - télé led : misy manomboka 32" hatramin' ny 85 " izay misy antoka 1 taona daholo, Ampli - baffle chargeable maro karazany, amplificateur, fer à lisser ( volo ), réfrigérateur, climatiseur, lecteur divx/dvd … Ny mba hanalana fahasahiranana ny isan-tokantrano amin’ny fiatrehana ny fiainana andavanandro ihany koa moa no tena tanjon’izy ireo.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT